Mbola manantena anao

Rebika


Tano izy f’aza avela
Fa mbola malahelo anao
Hitondray tsikitsikim-pitia
Fa mbola manantena anao

Ny faniriany
Hitoetra anilanao
Fa ny fijaliany
Lavitra anao

Sitrano izy fa marary
Ny fony tena mila anao
Hivimbino fanafodim-pitia
Fa mbola manantena anao

Rebika

Tononkira nampidirin'i Toky Olivier
(Isan'ireo namaky ny tononkira: 471)

Zaraina any amin'ny :  Facebook Twitter Delicious Digg Stumble

 

 

© tononkira.gasy.net | Hampiditra tononkira | Hiditra ho mpikambana | Hifandray aminay
Tranokala nohatranoin'ny gasy.net
Tranokala namboarin'i Toky Olivier